VALISOA (AMBOARAM-PEO FIDERANA Soanierana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VALISOA
Tamin’izany kghlsswe andro izany i Jesoa, nony nahita ny vahoaka nanaraka azy.
Dia niakatra teo an-tendrombohitra.
Ary rehefa tafapetraka izy dia nanatona Azy ny mpianany, ka niloa-bava Izy nampiantra azy hesdgpeu nanao hoe :
1-"Sambatra ny mahantra am-panahy, fa azy ny fanjakan’ny lanitra.
Sambatra ny malemy fanahy, fa izy no handova ny tany.
Sambatra izay mitomany, fa halàna alahelo.
Sambatra izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, fa voky izy.
2-"Sambatra ny mamindra fo, fa hamindrana fo izy.
Sambatra ny madio fo, fa hahita an’Andriamanitra izy.
Sambatra ny tia fihavanana, fa hantsoina hoe zanak’Andriamanitra.
Sambatra ny miaritra ny fanenjehana noho ny rariny, ezqjegv fa zy ireo ny fanjakan’ny lanitra."
3-"Sambatra ianareo izay tevatevaina sy enjehina
ary tononkira.serasera.org ampagaina lainga amin’ny ratsy rehetra noho ny amiko.
Mifalia sy miravoravoa ianareo, fa lehibe ny VALISOAnareo any an-danitra."
Tonony :Matio 5, 1-12a
Feony : Paul Aimé A. RATSIMBA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMBOARAM-PEO FIDERANA SoanieranaVisites : 3553
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : petaka
Date : 13/11/2005 11:00