Tsy mba misy (Amap SOAVINA EKAR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tsy mba misy fatiantoka ny hanaradia Anao
Rehefa mino anie dia avotra ka hotoizay hatao
(Ouh........ ouh...........)
Na dia asarotra ny lalana Eo izy hampahery ahy( hampahery ahy varina hoamin'ny lalamarina....)
Sy manohana ahy tsy hivarina hoamin'ny lalamarina
uyvxhxwx
ref{/ Faharetana sy finoana
Ampy fahatokiamna no hatao
tononkira.serasera.org Dia ampy haneon'Izy tompo ny voninahiny
2) Tsy atlpe mba misy ady varora rehefa tia dia tena tia
Na homora na ho sarotra ny miova sanatria
(Ouh.... Ouh......)
hpxvr Marobe ireo fisedrana zay toherinay ety( toherunay ombanao hombahatreto ka hatrary....)
ref{/.........
m

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amap SOAVINA EKARVangy : 2280
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miclael
Daty : 12/11/2016 14:58