Tsy izay manao hoe (Amap SOAVINA EKAR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izay manao hoe
Tompo Tompoko Tompoko( Tompoko tompoko)
No hiditrany fanjakan'Andriamanitra
Fa izay manao ny sitrapon'ny Rayko aniandanitra Aniandanitra
1) Mifankatiava ianareo
Toy ninitiavako anareo
Izay no halalana fa mpianatro ianareo
Raha mahay mifankatia
2) Tsy hompianatro ianareo
Raha tsy mahay mifankatia
Ny vola sy ny harena mitoetra aminareo
Tsy maintsy hafoinareo
Ety qntany ety
3) Tsy afaka hitia ahy ianreo
Raha ny rahalahinareo aza
Manana alahelo mitoetra xjpc aminareo
tononkira.serasera.org koxdmzbl Atao ahona moa kluvgpe no hitiavanareo ahy .....
m
Tompo Tompoko Tompoko( Tompoko tompoko)
No hiditrany fanjakan'Andriamanitra
Fa izay manao ny sitrapon'ny Rayko aniandanitra Aniandanitra
1) Mifankatiava ianareo
Toy ninitiavako anareo
Izay no halalana fa mpianatro ianareo
Raha mahay mifankatia
2) Tsy hompianatro ianareo
Raha tsy mahay mifankatia
Ny vola sy ny harena mitoetra aminareo
Tsy maintsy hafoinareo
Ety qntany ety
3) Tsy afaka hitia ahy ianreo
Raha ny rahalahinareo aza
Manana alahelo mitoetra xjpc aminareo
tononkira.serasera.org koxdmzbl Atao ahona moa kluvgpe no hitiavanareo ahy .....
m
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amap SOAVINA EKARVangy : 2197
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miclael
Daty : 12/11/2016 14:41
