Antsam-pitiavana (hira faneva) (Amap SOAVINA EKAR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba venteso mafy ny fanevanao Ry Antsam-pitoavana ô(eny é...)
Fa ny tompo' Zao no nanomeanao é! ilay mpiaro masina.....eny e...

Ref 1/ Koa entanonao re ny finoanay Ry Masimbavy Jeanned' Arc ô
Hanaraka hatrany Ny dianao tety:Ho rehareha ny fiangonanao!
Mba ventesoa mafy ny fanevanaoel e! ry Antsam-pitiavana ô!

2/ Tomponay nahary, misaotra anao zahay ny Antsam-pitiavana ô( eny e..)
Tena lavorary ny futahianao f'Ilay Mpiharo Masina eny e....

Ref 2/ Koa tahionao re ny fikambananay, ry Mb jeanne d'Arc ô
Hanaraka hatrany ny dianao tety, ho reharehan'ny fiango( Fiangonanao é)
Mba venteso mafy ny fanevanao, ry Antsm- pitiavana ô

3/ Tanora ô vonona, efaho ny adidinao ry Antsam- pitiavana ô ( eny e...)
Tnjon' ny finoana ny fivavahanao e!, toy ilay Mpiharo Masina ....eny e....

Ref 3/ Koa entanonao re ry finoanay, ry Masim- bavy Jeanne d'Arc ô...............

4/ Andriamanitray ô, mpanomponao 'zahay, ny Antsam-pitiavana ô (eny é...)
Ianao no loharanon' ny fikambananay e! ,ry ilay Mpiharo Masina
Ref 4/ Raha karakaina ny finoanay Ry Masim- bavy Jeanne d' Arc ô
Ianao no loharano, hamelona indray ny fikambanana masinao( r' ilay mpiaro nay)...................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amap SOAVINA EKAR
Vangy : 1604
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miclael
Daty : 06/09/2016 18:44
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725