FATRATRA TOKOA NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA ANTSIKA (Amap SOAVINA EKAR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fatratra tokoa ry Ray! ny fitiavanao anay,
(Koa)mbola indreto izahay!
Mpanompo nahatoky anao hatramin'izay.
Niaina tamin'ny fitiavan'Kristy  }
Teo ambany fiarovan'Md Louis.}*2

Eny tsapanay tokoa izao!izany fitsimbinanao
Fa ianao tsy mba nandao,
Na mora na sarotra izay natao.
"Mandehana ataovy mpianatro ny olon-drehetra"; Izay no tarigetra
Ny evanjely notorianay(anay)
Nandritra izay fotoana izay.

140 taona btuvlph izao! No nijoroan'ny fiangonanay
Nandrenesanay ny teninao,
Ka nihanoana ireo tononkira.serasera.org hanatra nomenao
Jesoa ô! matoky anao izahay,         xpcnzqr  }
Fa ianao no niahy hatramin'izay.    }
Teo ihany koa i Masina Maria ilay   }
reny be fitia                             xrbax           }
Nitantana ny dia.                              }   *2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amap SOAVINA EKAR
Vangy : 1913
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miclael
Daty : 17/08/2016 17:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.031