Kristy no torianay (Amap SOAVINA EKAR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy no torianay
Kristy famonjena
Kristy mofon'aina
Kristy fiadanana
Kristy voahombo maty nolatsaina
Kristy fandresena fa mitsangana (zay mino)
Izay mino Azy ka manatona Azy
Na dia maty aza dia tononkira.serasera.org mbola hitsangana
Fa izay mitory hotafiana hery
wgdbbiz Ka tsy mba hokivy ao am-pandehanana
Fa Kristy no momba miaro sy mitahy
xeavhfj bhln Ampy ho anao ny fahasoavany (koa ento)
Koa ento ary ny fahasoavana
Hiely eran-tany ry vavolom-belona ô.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amap SOAVINA EKARVangy : 2077
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miclael
Daty : 17/08/2016 12:47