Ity firenena ity (Amap SOAVINA EKAR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ty firenenay ity Andriamanitrô
Mila Anao tokoa!
Mitady fatratra sasatra
Mila famonjena
Fa mila ho potraka
Trotratrotraka
Nefa tononkira.serasera.org mananten
Fa hainao avokoa
Izay rehetra mety mahasoa
Tompo Ray be zemrr fitia ô
Tantano ny dia
Fa ny sandimaherinao
No hifikiranay
Ka naho levonaza izao tontolo izao
Mbola anjarako Ianao Ry Andriamanitro
2) Ty fireneay ity Andriamanitro
Miala Anao tokoa
Noho ireo zavatsoa zavatsoa
Izay hanananao
Ny fahefanizay
Ny nanorenanao Izai tontolo izao
dynzhjog Noho angatahanay hanarenanay
pxntibtc Ny firenenay
Ref)/..................
Mila Anao tokoa!
Mitady fatratra sasatra
Mila famonjena
Fa mila ho potraka
Trotratrotraka
Nefa tononkira.serasera.org mananten
Fa hainao avokoa
Izay rehetra mety mahasoa
Tompo Ray be zemrr fitia ô
Tantano ny dia
Fa ny sandimaherinao
No hifikiranay
Ka naho levonaza izao tontolo izao
Mbola anjarako Ianao Ry Andriamanitro
2) Ty fireneay ity Andriamanitro
Miala Anao tokoa
Noho ireo zavatsoa zavatsoa
Izay hanananao
Ny fahefanizay
Ny nanorenanao Izai tontolo izao
dynzhjog Noho angatahanay hanarenanay
pxntibtc Ny firenenay
Ref)/..................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amap SOAVINA EKARVangy : 4184
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miclael
Daty : 05/11/2016 10:21
