Ampidiro aloha ny tenimiafina
FATRATRA TOKOA NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA ANTSIKA (Amap SOAVINA EKAR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fatratra tokoa ry Ray! ny fitiavanao anay,
(Koa)mbola indreto izahay!
Mpanompo nahatoky anao hatramin'izay.
Niaina tononkira.serasera.org tamin'ny fitiavan'Kristy }
Teo ambany fiarovan'Md Louis.}*2
Eny tsapanay tokoa izao!izany fitsimbinanao
Fa ianao tsy mba nandao,
Na mora na sarotra izay natao.
"Mandehana ataovy mpianatro ny olon-drehetra"; Izay no tarigetra
Ny evanjely notorianay(anay)
Nandritra izay fotoana izay.
140 taona izao! No nijoroan'ny fiangonanay
Nandrenesanay lcsspnfv ny teninao,
Ka nihanoana ireo hanatra nomenao
Jesoa ô! matoky anao izahay, }
Fa ianao no niahy hatramin'izay. }
Teo ihany koa i Masina Maria ilay }
reny be fitia pwsl }
Nitantana ny dia. dusgnyrf } *2
(Koa)mbola indreto izahay!
Mpanompo nahatoky anao hatramin'izay.
Niaina tononkira.serasera.org tamin'ny fitiavan'Kristy }
Teo ambany fiarovan'Md Louis.}*2
Eny tsapanay tokoa izao!izany fitsimbinanao
Fa ianao tsy mba nandao,
Na mora na sarotra izay natao.
"Mandehana ataovy mpianatro ny olon-drehetra"; Izay no tarigetra
Ny evanjely notorianay(anay)
Nandritra izay fotoana izay.
140 taona izao! No nijoroan'ny fiangonanay
Nandrenesanay lcsspnfv ny teninao,
Ka nihanoana ireo hanatra nomenao
Jesoa ô! matoky anao izahay, }
Fa ianao no niahy hatramin'izay. }
Teo ihany koa i Masina Maria ilay }
reny be fitia pwsl }
Nitantana ny dia. dusgnyrf } *2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amap SOAVINA EKARVangy : 1851
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miclael
Daty : 17/08/2016 17:51
