Ampidiro aloha ny tenimiafina
FATRATRA TOKOA NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA ANTSIKA (Amap SOAVINA EKAR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fatratra tokoa ry Ray! ny fitiavanao anay,
(Koa)mbola indreto izahay!
Mpanompo nahatoky anao hatramin'izay.
Niaina tamin'ny fitiavan'Kristy vhvmt }
Teo enbztjc ambany fiarovan'Md Louis.}*2
Eny tsapanay tokoa izao!izany fitsimbinanao
Fa ianao tsy mba nandao,
Na enkxc mora na sarotra izay natao.
"Mandehana ataovy mpianatro ny olon-drehetra"; Izay no tarigetra
Ny evanjely notorianay(anay)
Nandritra izay fotoana izay.
140 taona izao! No nijoroan'ny fiangonanay
Nandrenesanay ny teninao,
Ka nihanoana ireo hanatra nomenao
Jesoa ô! matoky anao izahay, }
Fa ianao no niahy hatramin'izay. }
Teo ihany koa i Masina Maria ilay }
reny be fitia }
Nitantana ny dia. tononkira.serasera.org } *2
(Koa)mbola indreto izahay!
Mpanompo nahatoky anao hatramin'izay.
Niaina tamin'ny fitiavan'Kristy vhvmt }
Teo enbztjc ambany fiarovan'Md Louis.}*2
Eny tsapanay tokoa izao!izany fitsimbinanao
Fa ianao tsy mba nandao,
Na enkxc mora na sarotra izay natao.
"Mandehana ataovy mpianatro ny olon-drehetra"; Izay no tarigetra
Ny evanjely notorianay(anay)
Nandritra izay fotoana izay.
140 taona izao! No nijoroan'ny fiangonanay
Nandrenesanay ny teninao,
Ka nihanoana ireo hanatra nomenao
Jesoa ô! matoky anao izahay, }
Fa ianao no niahy hatramin'izay. }
Teo ihany koa i Masina Maria ilay }
reny be fitia }
Nitantana ny dia. tononkira.serasera.org } *2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amap SOAVINA EKARHits : 1852
Likes : 1 Like
Created by : miclael
Date : 17/08/2016 17:51
