Tsodrano (Alala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ireo adalàna mameno efkpwsss ny sainao izay,
Aza atao veloma fa efa namana fahizay.
Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao,
Koa mandehana, veloma !
Ireo no namana tsy mandao.
Ilay ranomaso vgbrv efa amorony fa tsy nalatsakao.
Rehefa takariva, avelao yjgfvl hamiratra an-takolakao. tononkira.serasera.org

--------
Rohy: