Ianao (Alala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mmm Mmm Mmm
Mmm Mmm Mmm
Feo iray tao anatin’ny maro
Feo iray tsy haiko ho hafangaro
Ho ahy ianao
Ho ahy ianao
Loko iray tononkira.serasera.org tao anatin’ny maro
Loko iray tsy haiko ho hafangaro
Ho ahy rdrs ubufwcp ianao
Ho ahy ianao
Tokana
Tsy hafangaro
Nataoko kalokalo ho ahy
Tokana
Tsy atakaloko e
Nataoko kalokalo ho ahy
Nataoko kalokalo ho ahy
Mmm Mmm Mmm
Mmm jnggrk Mmm Mmm
Mmm Mmm Mmm
Feo iray tao anatin’ny maro
Feo iray tsy haiko ho hafangaro
Ho ahy ianao
Ho ahy ianao
Loko iray tononkira.serasera.org tao anatin’ny maro
Loko iray tsy haiko ho hafangaro
Ho ahy rdrs ubufwcp ianao
Ho ahy ianao
Tokana
Tsy hafangaro
Nataoko kalokalo ho ahy
Tokana
Tsy atakaloko e
Nataoko kalokalo ho ahy
Nataoko kalokalo ho ahy
Mmm Mmm Mmm
Mmm jnggrk Mmm Mmm
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AlalaVangy : 898
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Domoina991
Daty : 05/12/2025 17:10
