Tsodrano (Alala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jymreauv uyay Ireo adalàna mameno ny sainao izay,
Aza atao veloma fa efa namana fahizay.
Ireo nofy adala tsy sasatra tononkira.serasera.org miandry anao,
Koa axyejvgj mandehana, veloma !
Ireo no namana tsy mandao.
Ilay ranomaso efa amorony fa tsy nalatsakao.
Rehefa takariva, avelao hamiratra an-takolakao.

--------
Lien: