TSARA IANAO (AKON'NY FIHOBIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao zay iainako sy zay tsitakatro
Ny tenako fanahiko, ny andropiainako avy taminao fitiavanao
Ref: isaoranay anao ry andriamanitro mrhv fa tononkira.serasera.org tsara ianao,tsara indrindra ianao asandratray ianao ry jeso tompo Ô! fa tsara ianao tsara indrindra boyr ianao misandrata.
Ny ebmwjv vavako ny molotro,hideranao ry Ray
zao tontolo zao , izay hitako dia voninahitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AKON'NY FIHOBIANAVisites : 1421
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : flavienjeanr6
Date : 06/06/2019 10:00