TSARA IANAO (AKON'NY FIHOBIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao zay iainako sy zay tsitakatro
Ny tenako fanahiko, ny andropiainako ajmpeg avy taminao fitiavanao
Ref: tononkira.serasera.org isaoranay anao ry andriamanitro fa mxeo tsara ianao,tsara indrindra ianao asandratray ianao ry jeso tompo Ô! fa tsara ianao tsara indrindra ianao misandrata.
Ny vavako ny molotro,hideranao ry Ray
zao tontolo rfkusbw zao , izay hitako dia voninahitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'NY FIHOBIANAHits : 1420
Likes : 0 Like
Created by : flavienjeanr6
Date : 06/06/2019 10:00