Voafetra (AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafetra, ny fiainana an-tany
Ny harena sy ny vola be
Ny bika sy ny hatsaran-tarehy
Ireo dia mandalo avokoa
Voafetra, ny fiainana an-tany
Ny harena sy ny vola be
Ny bika sy ny hatsaran-tarehy
Ireo dia mandalo avokoa
       Fa aza sondriana ety
       Ny harena sy ny vola be
       Ireo anie, hilaozana
       Fa aza sondriana ety
       Ny harena sy ny vola be
       Ireo anie, hilaozana
Raha tonga ny ora sy fotoana
Handaozanao ny ety an-tany
Moa ve misy fanantenana
Hoa ve??Ny an-danitra
Raha tonga ny ora sy fotoana
Handaozanao ny ety an-tany
Moa ve misy fanantenana
Hoa ve??Ny an-danitra
      Tsarovy, raha vao miala ety
      tsy afaka mitondra vatsy
      Na fananana, Na dia kely aza
      Tsarovy, raha vao miala ety
      tsy afaka mitondra vatsy
      Na fananana, Na dia kely aza
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA
Vangy : 148
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 11/09/2025 15:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0178