E WA ! Manaova ny marina (AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ewa! Ewa! Ianao milaza olo-marina
Tena tsy marina izany
Tsy misy olom-belo tsy hanota
Raha mbola taranaky Adama tononkira.serasera.org sy Eva
Ianao milaza olo-marina
Tena tsy marina izany
Tsy misy olom-belo tsy hanota
Raha mbola taranaky Adama sy Eva
Ref: (Ka na iza na iza olombelo
Miaina eto ambonin'ny tany
mpvu Dia mety ho solafaka izy
Mibebaha manaova ny marina
xheiok Fa aza variana, mitsara ny hafa ianao
Tsarovy ho tsaraina, oymkwr iano mitsara ny hafa ) x2
Ewa! Ewa! Sao variana mitsara ny hafa
Ianao ralahy anabavy
Avelao ny azy ho any
Ny anao aloha no esory, ewa!
Sao variana mitsara ny hafa
Ianao ralahy anabavy
Avelao ny azy ho any
Ny anao aloha no esory, ewa!
Ref: (Ka na iza na iza olombelo
Miaina eto ambonin'ny tany
Dia mety ho solafaka izy
Mibebaha manaova ny marina
Fa aza variana, mitsara ny hafa ianao
Tsarovy ho tsaraina, iano mitsara ny hafa ) x2
Tena tsy marina izany
Tsy misy olom-belo tsy hanota
Raha mbola taranaky Adama tononkira.serasera.org sy Eva
Ianao milaza olo-marina
Tena tsy marina izany
Tsy misy olom-belo tsy hanota
Raha mbola taranaky Adama sy Eva
Ref: (Ka na iza na iza olombelo
Miaina eto ambonin'ny tany
mpvu Dia mety ho solafaka izy
Mibebaha manaova ny marina
xheiok Fa aza variana, mitsara ny hafa ianao
Tsarovy ho tsaraina, oymkwr iano mitsara ny hafa ) x2
Ewa! Ewa! Sao variana mitsara ny hafa
Ianao ralahy anabavy
Avelao ny azy ho any
Ny anao aloha no esory, ewa!
Sao variana mitsara ny hafa
Ianao ralahy anabavy
Avelao ny azy ho any
Ny anao aloha no esory, ewa!
Ref: (Ka na iza na iza olombelo
Miaina eto ambonin'ny tany
Dia mety ho solafaka izy
Mibebaha manaova ny marina
Fa aza variana, mitsara ny hafa ianao
Tsarovy ho tsaraina, iano mitsara ny hafa ) x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKAHits : 363
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 11/09/2025 15:37
