Voafetra (AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafetra, ny fiainana an-tany
Ny harena sy ny vola be
Ny bika sy ny hatsaran-tarehy
Ireo dia mandalo avokoa
Voafetra, ny fiainana an-tany
Ny harena sy ny vola be
Ny bika sy ny hatsaran-tarehy
Ireo dia mandalo avokoa
Fa aza sondriana ety
Ny harena sy ny vola be
vggrg Ireo anie, hilaozana
Fa aza sondriana ety
Ny harena sy ny vola be
Ireo anie, hilaozana
Raha tonga ny ora sy fotoana
Handaozanao ny ety an-tany
Moa ve misy fanantenana
Hoa ve??Ny an-danitra
Raha tononkira.serasera.org tonga ny ora sy fotoana
Handaozanao ny ety an-tany
Moa ve misy fanantenana
Hoa ve??Ny an-danitra
Tsarovy, raha vao miala ety
tsy afaka mitondra vatsy
Na fananana, Na dia kely aza
Tsarovy, cvscudpe raha vao miala ety
iidbjsn tsy afaka mitondra vatsy
Na fananana, Na dia kely aza
Ny harena sy ny vola be
Ny bika sy ny hatsaran-tarehy
Ireo dia mandalo avokoa
Voafetra, ny fiainana an-tany
Ny harena sy ny vola be
Ny bika sy ny hatsaran-tarehy
Ireo dia mandalo avokoa
Fa aza sondriana ety
Ny harena sy ny vola be
vggrg Ireo anie, hilaozana
Fa aza sondriana ety
Ny harena sy ny vola be
Ireo anie, hilaozana
Raha tonga ny ora sy fotoana
Handaozanao ny ety an-tany
Moa ve misy fanantenana
Hoa ve??Ny an-danitra
Raha tononkira.serasera.org tonga ny ora sy fotoana
Handaozanao ny ety an-tany
Moa ve misy fanantenana
Hoa ve??Ny an-danitra
Tsarovy, raha vao miala ety
tsy afaka mitondra vatsy
Na fananana, Na dia kely aza
Tsarovy, cvscudpe raha vao miala ety
iidbjsn tsy afaka mitondra vatsy
Na fananana, Na dia kely aza
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKAHits : 355
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 11/09/2025 15:31
