Hararaoty (AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa miharatsy izao fiainana izao
Feno fahoriana sy mkgft fijaliana
Koa mandraisa andraikitra ianao ry namako o
Kendreo ny hahavonjy anao
Efa miharatsy izao fiainana izao
Feno tononkira.serasera.org fahoriana sy fijaliana
Koa mandraisa andraikitra ianao ry namako o
Kendreo ny hahavonjy anao
Ref: Hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa
Mandehana torio ireo teny soa
Fa misy loka miandry anao ao eulkvkf ambony ao
Dia ilay fiainana mandrakizay
Hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa
Mandehana torio ireo teny soa
Fa misy loka miandry anao ao ambony ao
gqam Dia ilay fiainana mandrakizay
Mbola maromaro ireo tsy mahafantatra
An'ilay Jesosy, Mpamonjy be fitia
Koa adidinao ny manambara azy ireo
Ny lalana hizorana
Ref...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKAVangy : 320
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 23/09/2025 15:35