Voafetra (AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafetra, ny fiainana an-tany
Ny harena sy ny vola be
Ny bika sy ny hatsaran-tarehy
Ireo dia mandalo avokoa
Voafetra, ny fiainana an-tany
Ny harena sy ny vola be
Ny bika sy ny hatsaran-tarehy
Ireo dia mandalo avokoa
     tononkira.serasera.org   Fa aza sondriana ety
       Ny harena sy ny vola be
       Ireo anie, hilaozana
       Fa aza sondriana ety
       Ny harena sy ny vola be
       Ireo anie, hilaozana
Raha tonga yiszvby ny ora sy fotoana
Handaozanao ny ety an-tany
Moa ve misy fanantenana
Hoa ve??Ny an-danitra
Raha tonga ny ora sy fotoana
Handaozanao ny ety an-tany
Moa ve misy fanantenana
Hoa ve??Ny an-danitra
      Tsarovy, raha vao miala ety
      tsy afaka mitondra vatsy
      Na fananana, Na dia kely aza
    gajkbyir   Tsarovy, raha vao miala ety
      tsy afaka mitondra vatsy
lsbicvk      Na fananana, Na dia kely aza

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AKON'NY FIADANANA AMPITATAFIKA
Visites : 326
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 11/09/2025 15:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0882