Soa ihany (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy oszrbbkl intsony ety an-tany
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany anefa jvno fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra
Refrain
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray ny anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lazanao sy ivpnhqb ny herinao
Ö iza iza no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteny ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy
Refrain
Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa tononkira.serasera.org ihany Jeso Fa tsy nitana
Ny helok'izay hifonako
Midera an'i Jehivah aho
Sy hankalaza ny anarany
Haleloia, haleloia
Haleloia, Amen
Fanantenako ny ho sambatra e
Soa ihany anefa jvno fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra
Refrain
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray ny anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lazanao sy ivpnhqb ny herinao
Ö iza iza no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteny ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy
Refrain
Ny hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa tononkira.serasera.org ihany Jeso Fa tsy nitana
Ny helok'izay hifonako
Midera an'i Jehivah aho
Sy hankalaza ny anarany
Haleloia, haleloia
Haleloia, Amen
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon'i BetelaVisites : 212
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 23/03/2026 08:53
