Soa ihany (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy intsony ety an-tany
Fanantenako ny ho ilinfeig sambatra e
Soa ihany anefa fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra
Refrain
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray ny anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lurtaqyz lazanao sy ny herinao
Ö iza iza no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteny ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy
Refrain
Ny yndmt hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jeso Fa tsy nitana
Ny tononkira.serasera.org helok'izay hifonako
Midera an'i Jehivah aho
Sy hankalaza ny anarany
Haleloia, haleloia
Haleloia, Amen
Fanantenako ny ho ilinfeig sambatra e
Soa ihany anefa fa nisy izany
Fiadanana any an-danitra
Refrain
Isaoranay Ianao ry Ray ô
Asandratray ny anaranao
Derainay koa mandrakizay
Ny lurtaqyz lazanao sy ny herinao
Ö iza iza no hanafaka ahy
Raha misy loza manjo ety
Mitebiteny ny aim-panahy
Soa ihany anefa fa ao Kristy
Refrain
Ny yndmt hadalako sy fahotana
Manenika ny fiainako
Soa ihany Jeso Fa tsy nitana
Ny tononkira.serasera.org helok'izay hifonako
Midera an'i Jehivah aho
Sy hankalaza ny anarany
Haleloia, haleloia
Haleloia, Amen
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 209
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 23/03/2026 08:53
