Mihosin-drà (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Mangoraka mitomany mitolokoOnena Anao Jeso
Maty Ianao nohomboina nitolefika
Niaritra ny mafy
Refrain:
Fihiniko 'lay Tànanao, mihosin-drà
Hazoniko ny lanivohonao voalefona
Ampofoiko 'lay lohanao
Voasatro-tsilo Jesosy
Marary manain-taina Ianao
Noho ny fitiavana ahy
Ny Rà nalatsakao no famonjen'izao tontolo izao
2/Tsy mba rano na fisotro hanala hetaheta
No omena Anao Jeso
Raha mangetaheta fa vinaigitra
Indrisy mahonena
Refrain
3/ Tsapako anio fa manombo Anao indray anie
Izaho manota io (Izaho izay mpanota mbola)
Mankafy reo toe-dratsy mifona aho Tompo ô
Tsy hanombo intsony e!
Refrain
4/Fihiniko 'lay Tànanao, mihosin-drà (ou ou ou ou)
Hazoniko ny lanivohonao voalefona (ou ou ou ou)
Ampofoiko 'lay lohanao (ou ou ou ou ou)
Voasatro-tsilo Jesosy (ou ou ou ou ou)
Marary manain-taina Ianao (Manaintaina Ianao)
Noho ny fitiavana ahy (Fitiavanao)
(Ny Rà)
(Ny Rà nalatsakao no famonjen'izao tontolo izao) x3
A/C: J.Joséa RABEARIVELO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 09/06/2026 08:33
