Mamaky onja (AKON'I BETELA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina) x3Amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka
Mangataka (Amin'ny anaran'ny Ray)
Aminao zahay (Ray sy ny Zanaka)
R'Ilay Fanahy Masina (Fanahy Masina)
Fa lalan-tsarotra tokoa
Ampaherezonao aty
(Amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina) x3
Amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka
Mangataka (Amin'ny anaran'ny Ray)
Aminao zahay (Ray sy ny Zanaka)
Ry Jeso zoky be fitia (Fanahy Masina)
Ka mba tohano mafy re
Ampaherezo izao zahay.
Raiso ny dera sy fankalazana
Sy haja izay atolotra Anao
Ry Mpamonjy Mpanafaka
Be indrafo mba tahio re ty zanakao
Mba mihainoa ry Tompo Mpanjaka mahery
Fa miady irery
Fa manana Anao ho Mpamonjy
Matoky tokoa ty fon-janakao
Lalan-tsarotra sady malama no aleha
Ka ampio ry Mpahary fa efa trotraka mafy
Mamaky onja sy rano maria e
Amin'ny anaran'ny Ray, mba vonjeo re
Amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina
Amen, Amen, Amen, Amen, A-A-A-A-AMEN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AKON'I BETELAVangy : 24
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 25/03/2026 09:59
