Lay tantara mamy (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mqrx Lazao lay tantaran'ny vonjy
Lazao tena tononkira.serasera.org enurvf mamiko re
Lazao fa Kristy no Mpamonjy
Lazao lay Fitiavany be
Tantaran'ny nitiavana ahy
Nisoloana ny heloko
He ravo ny fanahy afaka aiwekj ahiahy
Fa voavonjinao ry Ray

Tery ankavoan'i Golgota
Kristy nihombo ho ahy re
Nilanja nivesatra ny ota
Nafoy tao anaty alim-be

Lazao mba holazaiko koa
Ilay tantara lehibe
Lazao mba handre avokoa a
Ny olom-bery marobe

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'i Betela
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 05/10/2026 16:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.118