Atolotro ho Anao ry Ray (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotro ho Anao ry Ray
Ity tenako
Mba hanao ny sitrakao
Tena antsitra-po
Ary apetrako lcktljhr Aminao
Ny fiainako
Tariho aho tena ho Anao
Indro raiso, raiso tononkira.serasera.org aho Jeso
Tano aho, tsy hiala aminao
Maro ko reo fahavalo
Ta hamely ahy
Nefa raha Ianao no fwij miaro ahy
Tsy hanan-tahotra aho
Mba tantano aho Jeso
Tsy hihemotra
Raha sendra ny manjo
Ianao tokiko
Ka haharitra doria
Eo aminao
Arovy aho, tena ho wouwm Anao
Ity tenako
Mba hanao ny sitrakao
Tena antsitra-po
Ary apetrako lcktljhr Aminao
Ny fiainako
Tariho aho tena ho Anao
Indro raiso, raiso tononkira.serasera.org aho Jeso
Tano aho, tsy hiala aminao
Maro ko reo fahavalo
Ta hamely ahy
Nefa raha Ianao no fwij miaro ahy
Tsy hanan-tahotra aho
Mba tantano aho Jeso
Tsy hihemotra
Raha sendra ny manjo
Ianao tokiko
Ka haharitra doria
Eo aminao
Arovy aho, tena ho wouwm Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon'i BetelaVangy : 3272
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 16/10/2007 09:48
