Atolotro ho Anao ry Ray (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Atolotro ho Anao ry Ray
Ity tenako
Mba hanao ny sitrakao
Tena antsitra-po
Ary apetrako Aminao
Ny fiainako
Tariho aho tena ho Anao
Indro raiso, raiso aho Jeso
Tano aho, tsy hiala aminao
Maro ko reo fahavalo
Ta hamely ahy
Nefa raha Ianao ilnttptn mqzc no miaro ahy
Tsy hanan-tahotra aho
Mba tantano aho Jeso
Tsy hihemotra
Raha sendra ny manjo
Ianao tokiko
Ka haharitra doria
Eo aminao
Arovy aho, seressqt tena ho Anao
Ity tenako
Mba hanao ny sitrakao
Tena antsitra-po
Ary apetrako Aminao
Ny fiainako
Tariho aho tena ho Anao
Indro raiso, raiso aho Jeso
Tano aho, tsy hiala aminao
Maro ko reo fahavalo
Ta hamely ahy
Nefa raha Ianao ilnttptn mqzc no miaro ahy
Tsy hanan-tahotra aho
Mba tantano aho Jeso
Tsy hihemotra
Raha sendra ny manjo
Ianao tokiko
Ka haharitra doria
Eo aminao
Arovy aho, seressqt tena ho Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 3273
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 16/10/2007 09:48
