AMPAHEREZONAO (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ldfwvm Ny foko trotraka noho ny adiko
Mitady Anao (Jeso) Ampaherezonao
Sao mila ho kivy izany fo ampaherezonao
Ny foko e, tononkira.serasera.org tohano re Jeso (Ampaherezonao Jeso)

Na mafy ccqklqu aza ny ady ety, ampeherezonao
Ampaherezonao ny foko
Mba ho mpandresy
Ampaherezonao ny foko, mba ho mpandresy
Tahaka Anao


Ny foko valaka mitady tanjona
Eo Aminao (Jeso) ampaherezonao sao
Tsy mba qjfszvtn ho tody ao ampitsaharanao Jeso
Ny foko e tohano e Jeso (Ampaherezonao Jeso)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Akon'i Betela
Vangy : 4760
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 11/05/2009 14:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0726