AMPAHEREZONAO (Akon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko trotraka noho ny adiko
Mitady Anao tononkira.serasera.org (Jeso) Ampaherezonao
Sao mila ho kivy izany wazphm fo ampaherezonao
Ny foko e, tohano re Jeso (Ampaherezonao Jeso)

Na mafy aza ny ady ety, ampeherezonao
Ampaherezonao ny foko
Mba ho mpandresy
Ampaherezonao ny foko, mba ho mpandresy
Tahaka Anao


Ny foko valaka mitady tanjona
Eo Aminao (Jeso) ampaherezonao imin sao
Tsy mba ho tody ao ampitsaharanao omsr Jeso
Ny foko e tohano e Jeso (Ampaherezonao Jeso)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon'i Betela
Visites : 4761
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 11/05/2009 14:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361