Voady (Akon ny Lanitra (AL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izahay Jesosy ohTsy hivadika, tsy hiala Aminao
Mivoady izahay mandra-maty
Fa anao 'zahay
Na inon-kidona, na inon-kihatra
F'izahay Jesosy
Anao irery mandrakizay!
Fanenjehana ahy marobe, fanaratsiana
Tsy ahoako izany satria, ampy ahy Ianao
Omeo hery hatanjaho
'Zahay mpanomponao
Mba handresenay, ireo fakam-panahy.
Anao zahay Jeso, Anao zahay Jeso, Anao zahay Jeso
Mandrakizay
Anao zahay Jeso, Anao zahay Jeso, Anao zahay
ANAO IRERY MANDRAKIZAY.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon ny Lanitra (AL)Vangy : 1245
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsah16
Daty : 07/09/2018 18:58