Voady (Akon ny Lanitra (AL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha izahay Jesosy oh
Tsy hivadika, tononkira.serasera.org tsy hiala Aminao
Mivoady izahay mandra-maty
Fa anao 'zahay
Na inon-kidona, na inon-kihatra
F'izahay Jesosy
Anao irery mandrakizay!
Fanenjehana ahy marobe, fanaratsiana
Tsy ahoako izany zpes satria, ampy ahy Ianao
Omeo hery hatanjaho
'Zahay mpanomponao
Mba handresenay, ireo fakam-panahy.
Anao zahay Jeso, Anao wxurzl zahay Jeso, Anao zahay Jeso
Mandrakizay
Anao zahay Jeso, irbbhsnx Anao zahay Jeso, Anao zahay
ANAO IRERY MANDRAKIZAY.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon ny Lanitra (AL)Hits : 1627
Likes : 0 Like
Created by : Tsah16
Date : 07/09/2018 18:58