Ampidiro aloha ny tenimiafina
Asandratray (Akon ny Lanitra (AL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay Jesosy oMba hidera ny anaranao
Dia hitory sy hanambara
Ilay filzantsara
Hoderaina hatrany hatrany
Ho ren-tany aman-danitra any
Ny fahalehibiazanao
Sy ny, fahatsaranao
Ref: Ka ho asandratray (ny anaranao)
Ilay Mpanjakanay
Fa mendrika ankalazaina
Ny Anaranao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon ny Lanitra (AL)Visites : 1462
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AL_Akonny_Lanitra
Date : 12/06/2019 19:26
