Voady (Akon ny Lanitra (AL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
knddoa Raha izahay Jesosy oh
Tsy hivadika, tsy hiala Aminao
Mivoady izahay mandra-maty
Fa anao 'zahay
Na inon-kidona, na inon-kihatra
F'izahay Jesosy
Anao irery mandrakizay!
Fanenjehana ahy marobe, fanaratsiana
Tsy ahoako izany tononkira.serasera.org satria, ampy ahy Ianao
Omeo hery hatanjaho
'Zahay mpanomponao
Mba handresenay, ireo fakam-panahy.
Anao zahay Jeso, rdrnrba Anao hccy zahay Jeso, Anao zahay Jeso
Mandrakizay
Anao zahay Jeso, Anao zahay Jeso, Anao zahay
ANAO IRERY MANDRAKIZAY.
Tsy hivadika, tsy hiala Aminao
Mivoady izahay mandra-maty
Fa anao 'zahay
Na inon-kidona, na inon-kihatra
F'izahay Jesosy
Anao irery mandrakizay!
Fanenjehana ahy marobe, fanaratsiana
Tsy ahoako izany tononkira.serasera.org satria, ampy ahy Ianao
Omeo hery hatanjaho
'Zahay mpanomponao
Mba handresenay, ireo fakam-panahy.
Anao zahay Jeso, rdrnrba Anao hccy zahay Jeso, Anao zahay Jeso
Mandrakizay
Anao zahay Jeso, Anao zahay Jeso, Anao zahay
ANAO IRERY MANDRAKIZAY.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Akon ny Lanitra (AL)Visites : 1595
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsah16
Date : 07/09/2018 18:58
