Misaotra Zanahary (Akon ny Lanitra (AL))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Zanahary e!
Fitahiana marobe nomenao ho anay
Sy ireo ufityr tombon'andro isan'andro isan'andro

Fa tononkira.serasera.org tsy toy izao ny fiainanay
Raha tsisy Anao 'lay mpanjakanay
Hidera Anao zahay
Hihira ho udcpmml Anao zahay
Hanandratra avo ny Anaranao

Andao handihy
Hanandratra an'i Kristy
Hifaly, hiravo hidera ashpblkn Azy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Akon ny Lanitra (AL)
Hits : 2414
Likes : 1 Like
Created by : AkoLanitra
Date : 08/02/2018 16:33
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3148