Misaotra Zanahary (Akon ny Lanitra (AL))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Zanahary e!
Fitahiana marobe tononkira.serasera.org nomenao ho anay
Sy ireo tombon'andro isan'andro isan'andro

Fa tsy toy uuozm izao ny fiainanay
Raha tsisy Anao 'lay mpanjakanay
Hidera Anao zahay
Hihira ho ykal Anao zahay
Hanandratra avo ny Anaranao

Andao handihy
Hanandratra an'i Kristy
Hifaly, rzan hiravo hidera Azy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Akon ny Lanitra (AL)
Visites : 2273
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AkoLanitra
Date : 08/02/2018 16:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304