Misaotra Zanahary (Akon ny Lanitra (AL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Zanahary e!
Fitahiana marobe nomenao ho anay
Sy ireo tombon'andro isan'andro isan'andro
Fa tsy toy izao ny fiainanay tononkira.serasera.org
Raha tsisy Anao 'lay ehbjyywm rfsau mpanjakanay
Hidera Anao zahay
Hihira ho Anao zahay
Hanandratra avo ny Anaranao
Andao handihy
Hanandratra an'i Kristy
Hifaly, hiravo hidera Azy uvhnpa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Akon ny Lanitra (AL)Vangy : 2275
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AkoLanitra
Daty : 08/02/2018 16:33