RAISO NY FANOLORANTENAKO (DO dia D) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ny tsinin'ny lasako zay mandatsa ahy
Dia tsy ho vaotanisako tononkira.serasera.org kanefa ry Ray
Tsy nafeninao tamiko fa
Misy avotra ho ahy aminao
Ka izany no nahatapaka ny hevitro
Ny hiankina aminao
Raiso ny fanoloran-tenako ho Anao


2)Ka izao no voadiko manombok'anio
Ny ho tia anao tokoa amim-po madio
Ka ny nicpavuk fiainako no atokako
Hilazako izay nataonao bzvqw tamiko
Ny ho mpanomponao
Hitory ohhw ny anaranao amin'izao tontolo izao
Raiso ny fanoloran-tenako ho Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0356