TAO KALVARY(Do dia D :4/4) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)

Ny rà nalatsakao tao kalvary
No hany famonjena anay ety
Fa ota sesilany no mangeeja
Ny androm-piainanay rehetra rehetra

Tsisy afa tsy Ianao Tompoko Tsitoha
Reharehako ho mandrakizay
Ilay tanambokovoko ampoko izao

1)Naniky Ianao tao kalvary
Handatsadrà hotononkira.serasera.org anay tety
Fa fanavotana tsy mba voaviidy
Ilay kapoakanao tena mangidy

2)Nizaka latsa eso koa
Nisatro tsilo fehiloha
Ny fahoriana ety an-tany ety
Efa resinao tao kalvary

3)Dia nolefonindanivoa
Ianao Ilay Tompoko Tsitoha
Ka ho reeharehako ato am-pooko
Mandrakizay Ilay tanambokovoko

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA
Mpamaky : 1719
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : tralotoh
Tamin'ny : 03/12/2013 11:44:37
ID : 6423

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo