RAISO NY FANOLORANTENAKO (DO dia D) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ny tsinin'ny lasako zay mandatsa ahy
Dia tsy ho vaotanisako kanefa ry Ray
Tsy nafeninao tamiko fa
Misy avotra ho ahy aminao
Ka izany no nahatapaka ny hevitro
Ny hiankina tononkira.serasera.org aminao
Raiso ny fanoloran-tenako ho ltrlfgrx Anao


2)Ka izao no voadiko manombok'anio
Ny ho tia anao hikjkblf tokoa amim-po madio
Ka ny fiainako no atokako
Hilazako izay nataonao tamiko
Ny ho mpanomponao
Hitory ny anaranao amin'izao tontolo izao
Raiso ny bcpuyxk fanoloran-tenako ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1932