Ampidiro aloha ny tenimiafina
RAISO NY FANOLORANTENAKO (DO dia D) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ny tsinin'ny lasako zay mandatsa ahy
Dia tsy ho vaotanisako vnhq kanefa ry Ray
Tsy nafeninao tamiko fa
Misy avotra slmeofz ho ahy aminao
Ka izany no nahatapaka ny hevitro
Ny hiankina aminao
Raiso ny fanoloran-tenako ho Anao
2)Ka izao no voadiko manombok'anio
Ny ho tia anao tokoa amim-po madio
Ka ny fiainako no atokako
Hilazako izay nataonao tamiko
Ny ho mpanomponao
Hitory ny anaranao amin'izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Raiso ny fanoloran-tenako tfutto ho Anao
Dia tsy ho vaotanisako vnhq kanefa ry Ray
Tsy nafeninao tamiko fa
Misy avotra slmeofz ho ahy aminao
Ka izany no nahatapaka ny hevitro
Ny hiankina aminao
Raiso ny fanoloran-tenako ho Anao
2)Ka izao no voadiko manombok'anio
Ny ho tia anao tokoa amim-po madio
Ka ny fiainako no atokako
Hilazako izay nataonao tamiko
Ny ho mpanomponao
Hitory ny anaranao amin'izao tononkira.serasera.org tontolo izao
Raiso ny fanoloran-tenako tfutto ho Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALAHits : 2716
Likes : 0 Like
Created by : tralotoh
Date : 03/12/2013 12:05
