HALELOIA!(DO dia Db:3/4) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia,sambatra ny olona
Sambatra ny olon'izay,
Matahotr'an'i Jehovah,
Sady mankasitraka ny didiny,
Didin'indrindr'hahery ambonin'ny tany ny zanany
Ho tahina ny taranaky ny marina,
Fahamarinany haharitra mandrakizay
tsofy ao ziona tononkira.serasera.org ny anjomara,
Ary miantsoa ipqdb mafy ao,
An-tendrombohitro masina,
Aok'hangovitra ny mponin-drehetr'amin'ny tany
Fa avy mdbgjv ny andron'i Jehovah,
Eny,ef'an-tomotra izany,
Mibebaha fa efa gubjmy akaiky ny fanjakan'ny lanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALAHits : 2785
Likes : 0 Like
Created by : tralotoh
Date : 04/12/2013 08:57