HALELOIA!(DO dia Db:3/4) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia,sambatra pqih ny olona
Sambatra rsenqple ny olon'izay,
Matahotr'an'i Jehovah,
Sady mankasitraka ny didiny,
Didin'indrindr'hahery ambonin'ny tany ny zanany
Ho tahina ny taranaky ny marina,
Fahamarinany haharitra mandrakizay
tsofy ao ziona ny anjomara,
Ary miantsoa mafy ao,
An-tendrombohitro masina,
Aok'hangovitra ny mponin-drehetr'amin'ny tany
Fa etswi avy ny andron'i Jehovah,
Eny,ef'an-tomotra izany,
Mibebaha fa efa akaiky ny tononkira.serasera.org fanjakan'ny lanitra
Sambatra rsenqple ny olon'izay,
Matahotr'an'i Jehovah,
Sady mankasitraka ny didiny,
Didin'indrindr'hahery ambonin'ny tany ny zanany
Ho tahina ny taranaky ny marina,
Fahamarinany haharitra mandrakizay
tsofy ao ziona ny anjomara,
Ary miantsoa mafy ao,
An-tendrombohitro masina,
Aok'hangovitra ny mponin-drehetr'amin'ny tany
Fa etswi avy ny andron'i Jehovah,
Eny,ef'an-tomotra izany,
Mibebaha fa efa akaiky ny tononkira.serasera.org fanjakan'ny lanitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALAHits : 2786
Likes : 0 Like
Created by : tralotoh
Date : 04/12/2013 08:57
