HALELOIA!(DO dia Db:3/4) (AK(Amboaran-Kira) FJKM VINANY TEMPOLY MALALA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia,sambatra ny olona
Sambatra qbegoflj ny olon'izay,
Matahotr'an'i Jehovah,
Sady mankasitraka ny didiny,
Didin'indrindr'hahery ambonin'ny tany yffm ny zanany
Ho tahina ny taranaky ny tononkira.serasera.org marina,
Fahamarinany haharitra mandrakizay


tsofy ao ziona ny anjomara,
Ary miantsoa mafy ao,
An-tendrombohitro masina,
Aok'hangovitra ny mponin-drehetr'amin'ny tany
Fa avy nzhpjlvb ny andron'i Jehovah,
Eny,ef'an-tomotra izany,
Mibebaha fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379