Mamelà (Aina Asr)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho Ray fa diso tononkira.serasera.org taminao
Mifona aho hhlavzl Ray fa meloka Aminao
Mamela Fanahy oh!
Mpanonta aho nefa manampikasana
Hanompo Anao mba mangatam-pamelana
Avy Aminao Jesosy oh!

:; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa maniry ny ho Anao rcczp hanara-dia Anao! :;

Mangataka aho mba dihovinao re
Eny fo vaovao zary mpankatoa Anao
Ry Zanahary mendrik' Haja !
Eny maloto vxhfply aho ka dihovinao re
Tsisy azahoako izany raha tsy izao:
Avy Aminao Jesosy oh!

:::; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa maniry ny ho Anao hanara-dia Anao! :::;

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Aina Asr
Vangy : 2858
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ainaasr0
Daty : 19/12/2016 19:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1632