You are here: home > Tononkira > Aina Asr

Ho anao (Aina Asr)

?Nahoana aho no tsy halala
Fa fandalovana ny eto ?
Efa be ireo lasa
No tsy niera
?Fa vetivety monja ihany
Dia tsy ho hita
Izao fiainantsika izao
Ka 'zao ny ataovy hoe:

?Mifaliha amin'ny fanantenana
?Mihareta amin'ny fahoriana
?Mahareta amin'ny fivavahana
?Fa anampy anao ny Ray
?Fa hanampy anao ny tononkira.serasera.orgRay.


?Safidy iray no tsy maintsy aleha
Hamaritra ny ho avy !
Aza kivy raha mandeha
Tongava soa
?Fa vetivety monja ihany
Dia ho hita
Ilay fiainan-(man)drakizay
Ka 'zao ny ataovy hoe:

:; ?Mifaliha amin'ny fanantenana
?Mihareta amin'ny fahoriana
?Mahareta amin'ny fivavahana
?Fa anampy anao ny Ray
?Fa hanampy anao ny Ray. :;

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Aina Asr
Mpamaky : 871
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : ainaasr0
Tamin'ny : 19/12/2016 18:50:18
ID : 9029

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo