Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mamelà (Aina Asr)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho Ray fa diso taminao
Mifona aho Ray fa meloka Aminao
Mamela Fanahy oh!
Mpanonta aho nefa manampikasana
Hanompo Anao mba hyda mangatam-pamelana
Avy Aminao Jesosy oh!
:; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa tononkira.serasera.org maniry ny ho Anao hanara-dia Anao! :;
Mangataka aho mba dihovinao re
Eny fo vaovao zary mpankatoa Anao
Ry Zanahary mendrik' Haja !
Eny maloto aho ka dihovinao bsclwt re
Tsisy azahoako izany raha tsy izao:
Avy Aminao Jesosy oh!
:::; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao uhjhgjx no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa maniry ny ho Anao hanara-dia Anao! :::;
Mifona aho Ray fa meloka Aminao
Mamela Fanahy oh!
Mpanonta aho nefa manampikasana
Hanompo Anao mba hyda mangatam-pamelana
Avy Aminao Jesosy oh!
:; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa tononkira.serasera.org maniry ny ho Anao hanara-dia Anao! :;
Mangataka aho mba dihovinao re
Eny fo vaovao zary mpankatoa Anao
Ry Zanahary mendrik' Haja !
Eny maloto aho ka dihovinao bsclwt re
Tsisy azahoako izany raha tsy izao:
Avy Aminao Jesosy oh!
:::; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao uhjhgjx no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa maniry ny ho Anao hanara-dia Anao! :::;
--------
Rohy:
