Mamelà (Aina Asr)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho Ray fa diso taminaoMifona aho Ray fa meloka Aminao
Mamela Fanahy oh!
Mpanonta aho nefa manampikasana
Hanompo Anao mba mangatam-pamelana
Avy Aminao Jesosy oh!
:; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa maniry ny ho Anao hanara-dia Anao! :;
Mangataka aho mba dihovinao re
Eny fo vaovao zary mpankatoa Anao
Ry Zanahary mendrik' Haja !
Eny maloto aho ka dihovinao re
Tsisy azahoako izany raha tsy izao:
Avy Aminao Jesosy oh!
:::; 'Zany fiadananao aoka re handramako!
Ary ny fiainanao no mba hivelomako!
Inty ny tenako raiso ho Anao Jesosy!
Fa maniry ny ho Anao hanara-dia Anao! :::;
--------
Lien: