HO VERY MAINA (AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza tononkira.serasera.org no misy ny fitiavana, fihavanana
Satria ny eto an-tany qzpt tsy milamina
Fifamonoana herisetra fampahoriana
Zay no misy hatrany, hatrany
Dia ho very maina ary ve ny ainy
Satria izay olona antenainy
Tian’ady, mpampahory
Ny rà zay nalatsany mba ho antsika
Toa ho rara-poana sy nanjininika
Fa ny olona, tsy niova
Ireo fakam-panahy izay niadiany mafy
Na inona latsa sy eso nafafy
Nozakainy, nolanjainy
Na inona kapoka sy hirifiry
Tsy kivy Jeso fa vao maika nikiry
Niady dxwgr irery, mba tsy ho very
Aiza no misy ny fitiavana, fihavanana
Satria ny eto an-tany tsy bodez milamina
Fifamonoana herisetra fampahoriana
Zay no misy hatrany, hatrany
Rasamison Haja Soloniaina
Satria ny eto an-tany qzpt tsy milamina
Fifamonoana herisetra fampahoriana
Zay no misy hatrany, hatrany
Dia ho very maina ary ve ny ainy
Satria izay olona antenainy
Tian’ady, mpampahory
Ny rà zay nalatsany mba ho antsika
Toa ho rara-poana sy nanjininika
Fa ny olona, tsy niova
Ireo fakam-panahy izay niadiany mafy
Na inona latsa sy eso nafafy
Nozakainy, nolanjainy
Na inona kapoka sy hirifiry
Tsy kivy Jeso fa vao maika nikiry
Niady dxwgr irery, mba tsy ho very
Aiza no misy ny fitiavana, fihavanana
Satria ny eto an-tany tsy bodez milamina
Fifamonoana herisetra fampahoriana
Zay no misy hatrany, hatrany
Rasamison Haja Soloniaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AHL (Antoko mpihira Hanitry ny Lanitra)Vangy : 1571
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 13:00
