Vonona aho (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1...Tompo ô!,ankiniko aminao
Ny andron'ny fahatanorako.
Raiso koa, mbola ho voninahitrao.
Ny hirako misandratra ho anao.
Fa mbola vonona aho
Ny anao ,ireo dina ckjalh taminao
F'efa safidiko atramin'izao
Ny hanaraka anao.
Ref:Tompo ô !ankiniko aminao
iafubkym Izay rehetra(2) atao.
qmxuxghq Ka mba mangataka feno ny fanahinao,
ho mendrika tokoa ny hanompo ,ny ANARANAO.
2...Tompo ô!,ankiniko aminao
Ny andro mbola hiainako ety .
Omeko anao(2), hanjakao
Ny hirako misandratra ho anao
Fa mbola vonona aho,ny tononkira.serasera.org hanohy
Ny ankininao amiko,
Na dia hamoizako,hatramin'ny aiko
Izay mamiko..
Ref........
Ny andron'ny fahatanorako.
Raiso koa, mbola ho voninahitrao.
Ny hirako misandratra ho anao.
Fa mbola vonona aho
Ny anao ,ireo dina ckjalh taminao
F'efa safidiko atramin'izao
Ny hanaraka anao.
Ref:Tompo ô !ankiniko aminao
iafubkym Izay rehetra(2) atao.
qmxuxghq Ka mba mangataka feno ny fanahinao,
ho mendrika tokoa ny hanompo ,ny ANARANAO.
2...Tompo ô!,ankiniko aminao
Ny andro mbola hiainako ety .
Omeko anao(2), hanjakao
Ny hirako misandratra ho anao
Fa mbola vonona aho,ny tononkira.serasera.org hanohy
Ny ankininao amiko,
Na dia hamoizako,hatramin'ny aiko
Izay mamiko..
Ref........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)Vangy : 2099
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : jobs
Daty : 09/10/2014 13:11
