Vonona aho (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1...Tompo ô!,ankiniko aminao
Ny andron'ny fahatanorako.
Raiso koa, mbola ho voninahitrao.
Ny hirako bvaktp misandratra ho anao.
Fa mbola vonona aho
Ny anao thmrrhfy ,ireo dina taminao
F'efa safidiko atramin'izao
Ny hanaraka anao.
Ref:Tompo ô !ankiniko aminao
Izay rehetra(2) atao.
Ka mba mangataka feno ny fanahinao,
tononkira.serasera.org ho mendrika tokoa ny hanompo ,ny ANARANAO.
2...Tompo ô!,ankiniko aminao
Ny andro mbola hiainako ety .
Omeko anao(2), hanjakao
Ny hirako misandratra ho anao
Fa mbola vonona aho,ny hanohy
Ny scwevmk ankininao amiko,
Na dia hamoizako,hatramin'ny aiko
Izay mamiko..
Ref........
Ny andron'ny fahatanorako.
Raiso koa, mbola ho voninahitrao.
Ny hirako bvaktp misandratra ho anao.
Fa mbola vonona aho
Ny anao thmrrhfy ,ireo dina taminao
F'efa safidiko atramin'izao
Ny hanaraka anao.
Ref:Tompo ô !ankiniko aminao
Izay rehetra(2) atao.
Ka mba mangataka feno ny fanahinao,
tononkira.serasera.org ho mendrika tokoa ny hanompo ,ny ANARANAO.
2...Tompo ô!,ankiniko aminao
Ny andro mbola hiainako ety .
Omeko anao(2), hanjakao
Ny hirako misandratra ho anao
Fa mbola vonona aho,ny hanohy
Ny scwevmk ankininao amiko,
Na dia hamoizako,hatramin'ny aiko
Izay mamiko..
Ref........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)Hits : 2099
Likes : 0 Like
Created by : jobs
Date : 09/10/2014 13:11
