Tompo tsara (AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy))

https://tononkira.serasera.org/hira/afifia-antsa-fitoriana-ny-filazantsara-ambohimahitsy/tompo-tsara

1..Indro asandratray 'zany feonay
Entinay midera Anao, fa tsara Ianao
Avy Amianao, k'atolotray
Ho Anao ry Ray, ho mandrakizay

        REF:Mendrik'hoderaina Ianao  ry Ray
              Satria tsy nanary tsy nahafoy
              AmTsiky dia ampypy ho ahy ny fahasoavanao
              Fa mpanota aho
          Nefa mbola no tiavinao

2..Tompo tsara ô ! Tompo lehibe
'lay tsy manam-paharoa
No tena tokinay
Misaotra re Ray Masina ô
f' Ianao tokoa no fototry ny soa
REF:...............................

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AFIFIA (Antsa FItoriana ny FIlazantsara Ambohimahitsy)
Mpamaky : 998
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : jobs
Tamin'ny : 09/10/2014 13:14:50
ID : 6771

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo